{"id":1970,"date":"2021-11-17T01:05:28","date_gmt":"2021-11-17T01:05:28","guid":{"rendered":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?p=1970"},"modified":"2021-11-16T21:58:44","modified_gmt":"2021-11-16T21:58:44","slug":"governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","title":{"rendered":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana"},"content":{"rendered":"<p><span style=\"color: #ff6600\"><strong>Africa-Press &#8211; Madagascar. <\/strong><\/span>Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny veliran\u2019ny filoha tamin\u2019ny vahoaka, hoy Atoa Rafidison Richard Th\u00e9odore governora ny faritra atsinanana, raha nanatateraka ny fitsidiam-paritra tao Mahanoro. Ny tao Mahanoro tampon-tanana dia nisy ny fanolorana aron\u2019akanjo sy harato nataon\u2019ireo mpanarato nataon\u2019ny governora ny faritra atsinanana; nisy koa fanolorana simenitra 50 lasaka tao amin\u2019ny sekolin-dry masera \u201cNotre Dame de la Paix\u201d noho ny governora isan\u2019ireo maintimolaly ny sekoly.<\/p>\n<p>Isan\u2019ny notsidihan\u2019ny governora koa ny kaominina tao Betsizaraina izay manana mponina miisa 38.024 izay miparitaka amin\u2019ireo fokontany 12 misy any an-toerana. Ny fijerena ny fiatombohan\u2019ny lalana rarivato 600m atao ao an-toerana no natao; teo koa ny fanolorana ireo jiro mandeha amin\u2019ny herin\u2019ny masoandro izay efa mandeha ankehitriny. Nisy koa ny fijerana ny famakiana lalana miainga ao amin\u2019ny sampanan-dalana Managisy sy ny bakan\u2019ny Mangoro izao mihazo ny fokontan\u2019i Tratramarina ka tonga hatrany Androrangavola. Mirefy eo amin\u2019ny 28km eo ny lalan-tany, hatreto no mifarana ny fiara ka mbola mandeha an-tongotra 26km vao tonga ao amin\u2019ny kaominina Ambinanidilana izay mampisaraka ny faritra atsinanana sy ny faritra Alaotra-Mangoro izay nilatsahan\u2019ny tavonin\u2019ny governora ny faritra atsinanana Rafidison Richard Th\u00e9odore. Raha ilay halavira-dalana 54km ity dia vahoaka miisa 87.524 no ahazo tombontsoa sy fokontany miisa 32 ihany koa. Tao anatin\u2019ny lahatenin\u2019ny governora ny faritra atsinanana Rafidison Richard Th\u00e9odore, fa \u201ctokony andray anjara amin\u2019ny asa fampandrosoa ny vahoaka, hifanome Tanana amin\u2019ny fitondram-panjakana amin\u2019ny fanaovana ny asa tanamaroa amin\u2019ny foto-drafitrasa atao, izay tsy vita amin\u2019izany vao ampiasana ireo fitaovana nomen\u2019ny fanjakana\u201d.<\/p>\n<p>Teo koa ny fijerana ny lalana mampitohy an\u2019i Mahanoro sy Marolambo satria tena potika ity lalana ity amin\u2019izao, ka ireo fiara be mahafaka lalan-dratsy aza mijaly mandeha aminy amin\u2019izao. vokany dia an-tongotra no hanaovan\u2019ny olona ny fitaterana ireo entana mihazo an\u2019i Mahanoro sy mankany Marolambo. Raha ny fanazavana azo dia 1.000 ariary isaky ny kilao no mitondra entana ao Marolambo hatrao Ambinanidilana, nefa dia maharitra 7 hatramin\u2019ny 12 ora an-dalana vao tonga, ny lehilahy matanjakana iray amin\u2019izany tsy mahalasa entana afa-tsy 50 na 70kgs amin\u2019izany. Aorian\u2019ny fahatongavana ao amin\u2019ny fokontany Androrangavola dia raikitra indray ny fitaingenana moto, izay mbola andoavam-bola 5.000 ariary isaky ny moto sy ny olona ny miampita amin\u2019ilay tetezana tapaka. Tsy maha-kivy ny toy izao hoy ny governora ny faritra atsinanana satria ny fidinana ifotony toy izao no ahitana ny lesoka rehetra sy manarina izany, ka ny famatsiam-bola avy amin\u2019ny fanjakana ny taona 2022 no entina hanarenana ny ampahan-dalana 26km aloha.<\/p>\n<p>Ankoatra izay dia nisitraka foto-drafitrasa tamin\u2019ny filoham-pirenena namboarin\u2019ny faritra atsinanana ity kaominina ity. Teo ny hazavana mandeha amin\u2019ny herin\u2019ny masoandro, sy ny trano fianaran\u2019ny Ceg izay manana efitra fianarana roa izay mahazaka mpianatra 100 eo, ka nanolorana ny fanalahidy tamin\u2019ny ben\u2019ny Tanana ao an-toerana ny 31 oktobra teo. Notokonana nandritra izao fitsidihana izao koa ny tsena vaovao any an-toerana, sy ny fametrahana samboady ireo lefitry ny ben\u2019ny Tanana roa lahy.<\/p>\n<p><b>Malala Didier<\/b><\/p>\n<p><strong>Pour plus d&rsquo;informations et d&rsquo;analyses sur la <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\">Madagascar<\/a>, suivez <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/\">Africa-Press<\/a><\/strong><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Africa-Press &#8211; Madagascar. Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny veliran\u2019ny filoha tamin\u2019ny vahoaka, hoy Atoa Rafidison Richard Th\u00e9odore governora ny faritra atsinanana, raha nanatateraka ny fitsidiam-paritra tao Mahanoro. Ny tao Mahanoro tampon-tanana dia nisy ny fanolorana aron\u2019akanjo sy harato nataon\u2019ireo mpanarato nataon\u2019ny governora ny faritra atsinanana; nisy [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":82,"featured_media":1969,"comment_status":"open","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21,11,10],"tags":[36,50,49],"class_list":["post-1970","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-communaute","category-homepage-french","category-toutes-les-actualites","tag-africa-press","tag-africa-press-madagascar","tag-madagascar"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO Premium plugin v26.1 (Yoast SEO v27.0) - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-premium-wordpress\/ -->\n<title>Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana - Madagascar<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"fr_FR\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Madagascar\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-11-17T01:05:28+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1500\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1125\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"\u00c9crit par\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\/\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\"},\"author\":{\"name\":\"cfeditorfr\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"headline\":\"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana\",\"datePublished\":\"2021-11-17T01:05:28+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\"},\"wordCount\":537,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg\",\"keywords\":[\"Africa Press\",\"Africa Press-Madagascar\",\"Madagascar\"],\"articleSection\":[\"Communaut\u00e9\",\"homepage-french\",\"Toutes les actualit\u00e9s\"],\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\",\"name\":\"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana - Madagascar\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg\",\"datePublished\":\"2021-11-17T01:05:28+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"description\":\"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage\",\"url\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg\",\"width\":1500,\"height\":1125,\"caption\":\"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Accueil\",\"item\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\",\"name\":\"Madagascar\",\"description\":\"Just another Africa News Agency Sites site\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"fr-FR\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\",\"name\":\"cfeditorfr\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO Premium plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana - Madagascar","description":"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","og_locale":"fr_FR","og_type":"article","og_title":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana","og_description":"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...","og_url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","og_site_name":"Madagascar","article_published_time":"2021-11-17T01:05:28+00:00","og_image":[{"width":1500,"height":1125,"url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"cfeditorfr","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"\u00c9crit par":"cfeditorfr","Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana"},"author":{"name":"cfeditorfr","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"headline":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana","datePublished":"2021-11-17T01:05:28+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana"},"wordCount":537,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg","keywords":["Africa Press","Africa Press-Madagascar","Madagascar"],"articleSection":["Communaut\u00e9","homepage-french","Toutes les actualit\u00e9s"],"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana","name":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana - Madagascar","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg","datePublished":"2021-11-17T01:05:28+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"description":"Hazakazaka arahin-tosika ny fampandrosoa aty amin\u2019ny faritra atsinanana amin\u2019izao, natao izany mba hanatrarana ny velira ...","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#breadcrumb"},"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"fr-FR","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#primaryimage","url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg","contentUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/11\/img-6194297743a32.jpg","width":1500,"height":1125,"caption":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/governora-ny-faritra-atsinanana-nanao-fitsidiham-paritra-taminireo-kaominina-saro-dalana#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Accueil","item":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Governora ny faritra atsinanana :\u00a0Nanao fitsidiham-paritra tamin\u2019ireo kaominina saro-dalana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/","name":"Madagascar","description":"Just another Africa News Agency Sites site","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"fr-FR"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1","name":"cfeditorfr"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1970","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/users\/82"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1970"}],"version-history":[{"count":0,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1970\/revisions"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1969"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1970"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1970"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1970"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}