{"id":4340,"date":"2021-12-30T17:45:22","date_gmt":"2021-12-30T17:45:22","guid":{"rendered":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?p=4340"},"modified":"2021-12-30T16:10:40","modified_gmt":"2021-12-30T16:10:40","slug":"valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","title":{"rendered":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian"},"content":{"rendered":"<p><span style=\"color: #ff6600\"><strong>Africa-Press &#8211; Madagascar. <\/strong><\/span>Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fihanak\u2019ity valanaretina Covid 19 ity. Milaza ho mahatsiaro manana adidy amin\u2019ny mpiray tanindrazana aminy Andriamatoa Zaraniaina Christian, izay manam-pahaizana sy mpikaroka mandalina ireo fanafody miainga amin\u2019ny fitrandrahana ireo zavamaniry. Tsy afaka ny hangina sy hipetra-potsiny ny tenany, hoy izy, satria izy dia kristianina ary Mpiandry izay manana nahazo iraka hamonjy ny mpiara-belona aminy toy ny hoe : sitrano ny marary. Ao anatin\u2019izany iraky Jesosy Kristy izany no ilazany fa na dia eo aza ny fiparitahan\u2019ity aretina mahatsiravina ity izay tsy araka ny nieritreretana azy mihitsy dia milaza ity manampahaizana mitarika ny fikambanana kristianiana sy toeram-pitsaboana iray (Fondation chr\u00e9tienne Zaraniaina) etsy Adoharanofotsy fa manana vahaolana hiadiana amin\u2019ity aretina ity ny tenany. Nambarany fa eto amintsika eto Madagasikara sy eo am-pelatanantsika ny teknika sy ny m\u00f4lekiola ahafahana mandresy io fiparitahan\u2019ny Coronavirius io. Toy izany koa ny misakana ny fiovaovan\u2019io na \u00ab mutation \u00bb ary ahafahana mamongotra an\u2019io tanteraka indray mandeha fotsiny. Noho ny fahatsapany izany adidy izany dia mijoro ny tenany hamaly ny antso nataon\u2019ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina tamin\u2019izany fotoana, niantso ny Malagasy rehetra izay manana talenta sy manam-pahalalana mba hifanome tanana hikaroka ny fanafody hiadiana amin\u2019ity valanaretina ity. Amin\u2019ny fanetren-tena, hoy izy, no ilazany fa mpikaroka ny tenany ary manam-pahaizana tokoa ka nandalina betsaka momba ity aretina ity ka ahafahany milaza fa tany notahian\u2019Andriamanitra i Madagasikara ka manana izay rehetra ilaina hiatrehana ity loza mianjady amin\u2019izao tontolo izao ity. Nilaza moa izy fa efa hitany eo ny raikipohy na ny \u00ab formule \u00bb ahafahana mamokatra ny fanafody hiadiana sy hamongorana ity valanaretina Covid 19 ity ary vonona ny tenany hanome izany hanavotana izao tontolo izao. Mba hahatongavana amin\u2019izany anefa dia miantso ny fiaraha-mientan\u2019ny rehetra, kristianina, manam-pahaizana, orinasa samihafa ary rantsa-mangaika samihafa amin\u2019ny sehatra rahetra iantsorohan\u2019ny tsirairay avy, ny tenany mba hiara-misalahy sy hifanohana aminy ahafahantsika mamokatra ity fanafody ity ary hanaparitaka azy ao anatin\u2019ny fotoana fohy. Tsy vola, hoy izy no angatahany amin\u2019izany ary notsindriany fa raha misy manao fanangonam-bola na \u00ablev\u00e9e de fonds \u00bb amin\u2019ny anaran\u2019i Zaranaina Christian dia tsy avy aminy izany ka laviny ary toheriny marindrano. \u00ab Fiaraha-miasa no tadiaviko \u00bb, hoy izy. Marihina fa tsy vao izao ity Mpikaroka ity no nilaza fa nahita ny fanafody mahasitrana aretina izay tena sarotra sy mampiakaikaika ny mpitsabo toy izao raha tsiahivina ny nanambarany ny amin\u2019ny fitsaboana ny VIH\/Sida. Tsy dia nisy niraharaha izany anefa ny tomponandraikitra mahefa tamin\u2019izany ka dia lasa ny olona any ivelany indray no niara-niasa tamin\u2019ity lehilahy ity.<\/p>\n<p><b>Nangonin\u2019i T.M.<\/b><\/p>\n<p><strong>Pour plus d&rsquo;informations et d&rsquo;analyses sur la <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\">Madagascar<\/a>, suivez <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/\">Africa-Press<\/a><\/strong><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Africa-Press &#8211; Madagascar. Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fihanak\u2019ity valanaretina Covid 19 ity. Milaza ho mahatsiaro manana adidy amin\u2019ny mpiray tanindrazana aminy Andriamatoa Zaraniaina Christian, izay manam-pahaizana sy mpikaroka mandalina ireo fanafody miainga amin\u2019ny fitrandrahana ireo zavamaniry. Tsy afaka ny hangina sy hipetra-potsiny ny [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":82,"featured_media":4339,"comment_status":"open","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21,11,10],"tags":[36,50,49],"class_list":["post-4340","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-communaute","category-homepage-french","category-toutes-les-actualites","tag-africa-press","tag-africa-press-madagascar","tag-madagascar"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO Premium plugin v26.1 (Yoast SEO v27.0) - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-premium-wordpress\/ -->\n<title>Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian - Madagascar<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"fr_FR\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Madagascar\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-12-30T17:45:22+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1500\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1125\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"\u00c9crit par\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"2 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\/\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\"},\"author\":{\"name\":\"cfeditorfr\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"headline\":\"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian\",\"datePublished\":\"2021-12-30T17:45:22+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\"},\"wordCount\":469,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg\",\"keywords\":[\"Africa Press\",\"Africa Press-Madagascar\",\"Madagascar\"],\"articleSection\":[\"Communaut\u00e9\",\"homepage-french\",\"Toutes les actualit\u00e9s\"],\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\",\"name\":\"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian - Madagascar\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg\",\"datePublished\":\"2021-12-30T17:45:22+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"description\":\"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage\",\"url\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg\",\"width\":1500,\"height\":1125,\"caption\":\"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Accueil\",\"item\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\",\"name\":\"Madagascar\",\"description\":\"Just another Africa News Agency Sites site\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"fr-FR\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\",\"name\":\"cfeditorfr\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO Premium plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian - Madagascar","description":"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","og_locale":"fr_FR","og_type":"article","og_title":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian","og_description":"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...","og_url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","og_site_name":"Madagascar","article_published_time":"2021-12-30T17:45:22+00:00","og_image":[{"width":1500,"height":1125,"url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"cfeditorfr","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"\u00c9crit par":"cfeditorfr","Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e":"2 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian"},"author":{"name":"cfeditorfr","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"headline":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian","datePublished":"2021-12-30T17:45:22+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian"},"wordCount":469,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg","keywords":["Africa Press","Africa Press-Madagascar","Madagascar"],"articleSection":["Communaut\u00e9","homepage-french","Toutes les actualit\u00e9s"],"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian","name":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian - Madagascar","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg","datePublished":"2021-12-30T17:45:22+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"description":"Manoloana ny zava-miseho eto amin\u2019ny firenena sy eto amin\u2019izao tontolo izao, izay mampihoron-koditra tokoa, noho ny fiha ...","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#breadcrumb"},"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"fr-FR","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#primaryimage","url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg","contentUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdd9e0be9e3.jpg","width":1500,"height":1125,"caption":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/valanaretina-covid-19-eto-am-pelatanantsika-malagasy-ny-fanefitra-hoy-zaraniaina-christian#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Accueil","item":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Valanaretina Covid 19 : Eto am-pelatanantsika Malagasy ny fanefitra, hoy Zaraniaina Christian"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/","name":"Madagascar","description":"Just another Africa News Agency Sites site","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"fr-FR"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1","name":"cfeditorfr"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4340","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/users\/82"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4340"}],"version-history":[{"count":0,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4340\/revisions"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4339"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4340"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4340"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4340"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}