{"id":4346,"date":"2021-12-30T18:02:03","date_gmt":"2021-12-30T18:02:03","guid":{"rendered":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?p=4346"},"modified":"2021-12-30T16:12:34","modified_gmt":"2021-12-30T16:12:34","slug":"ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","title":{"rendered":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka"},"content":{"rendered":"<p><span style=\"color: #ff6600\"><strong>Africa-Press &#8211; Madagascar. <\/strong><\/span>Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao amin\u2019ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Analamanga, omaly tetsy Ambatomaro, nandamina ireo vahoaka efa vonto-katezerana.<\/p>\n<p>Raikitra maraina mantsy omaly ny sakoroka teny an-toerana. Ny antony, tompon\u2019andraikitra vahiny, ao amin\u2019ny orinasa mpanao fitafiana teny Ambatomaro no voalaza fa nietraketraka tamin\u2019ny mpitondra fiara iray ary rafitra nanimba io fiara io mihitsy, tokony ho tamin\u2019ny enina ora sy sasany teo. \u00ab Nolazainy fa nibahana ny fiarany izahay no sady nitabataba izy. Tsy vitan\u2019izay fa handeha omeny ny totohondry ilay olona taorian\u2019ny fiara saingy nahay niala. Ilay fitaratry ny fiara amin\u2019izay no nanal\u00e0ny ny fony. Nongotany ary naparasany tamin\u2019ny arabe. Nirimorimo nitsoaka nihazo ilay orinasa amin\u2019izay izy nony avy eo \u00bb, hoy ny fitantaran\u2019ity renim-pianakaviana iray, tompon\u2019ny fiara. Samy variana tamin\u2019ny nataon\u2019ity terantany vahiny ity avokoa aloha ireo izay nahita, ary nanomboka niha-niakatra tsikelikely ny feo. Nitangorona ny olona. Nipoitra teo avokoa fa hoe \u00ab tsy vao izao no nanao izany toetrany izany io \u00ab vazaha \u00bb io fa efa hatramin\u2019izay \u00bb, ary efa maro tamin\u2019ireo mponina no nitondra faisana, indrindra fa ireo olona mitondra fiara, nifanena taminy. Ity tranga ity araka izany no pitik\u2019afo nandoro ny tanety, ary nampirongatra ny vahoaka.<\/p>\n<p><b>Nilamina.<\/b><\/p>\n<p>Fotoana fohy taorian\u2019izay no tonga teny an-toerana ireo polisy, narahin\u2019ny Sefo fokontany, niezaka nandamina ireo vahoaka sy nitady fifampiresahana tamin\u2019ny roa tonta. Hial\u00e0na amin\u2019ny mety ho fihitaran\u2019ny raharaha moa dia nentina nihazo ny kaomisaria foibe tetsy Tsaralal\u00e0na ilay terantany vahiny ary nanaraka azy ireo avy ato aoriana ireo niharan\u2019ny herisetra sy ny sasantsany tamin\u2019ireo mponina. Teny an-toerana, ny Tale avy eo anivon\u2019ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka, ny kaomisera Razafindrazaka Hector, mihitsy no nijoro ho mpanelanelana sy niezaka nitady izay marimaritra hiraisana mahakasika ity disadisa ity. Rehefa nisy ny fifanantonana teo amin\u2019ireo niharan\u2019ny herisetra sy ireo tompon\u2019andraikitra vitsivitsy teo anivon\u2019ilay orinasa dia niravona ihany izany. Na izany na tsy izany anefa, misy ny fitakiana nataon\u2019ireo mponina sasantsany ny tsy hamerenana io terantany vahiny io ao intsony. Nanome toky anefa ireo tompon\u2019andraikitra fa tsy hiverina intsony ny tahak\u2019ireny. Ity orinasa ity, izay efa manao ny ezaka rehetra hitandroana ny filaminana ao anatin\u2019ny fiaraha-monina misy azy, satria vao tsy ela akory no nisy fizarana fanomezana ho an\u2019ireo mponina rehetra, manodidina azy teny an-toerana.<\/p>\n<p><b>m.L<\/b><\/p>\n<p><strong>Pour plus d&rsquo;informations et d&rsquo;analyses sur la <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\">Madagascar<\/a>, suivez <a href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/\">Africa-Press<\/a><\/strong><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Africa-Press &#8211; Madagascar. Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao amin\u2019ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Analamanga, omaly tetsy Ambatomaro, nandamina ireo vahoaka efa vonto-katezerana. Raikitra maraina mantsy omaly ny sakoroka teny an-toerana. Ny antony, tompon\u2019andraikitra vahiny, ao amin\u2019ny orinasa mpanao fitafiana teny Ambatomaro no voalaza [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":82,"featured_media":4345,"comment_status":"open","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[21,11,10],"tags":[36,50,49],"class_list":["post-4346","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-communaute","category-homepage-french","category-toutes-les-actualites","tag-africa-press","tag-africa-press-madagascar","tag-madagascar"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO Premium plugin v26.1 (Yoast SEO v27.0) - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-premium-wordpress\/ -->\n<title>Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka - Madagascar<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"fr_FR\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Madagascar\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-12-30T18:02:03+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1500\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1125\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"\u00c9crit par\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"cfeditorfr\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"2 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\/\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\"},\"author\":{\"name\":\"cfeditorfr\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"headline\":\"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka\",\"datePublished\":\"2021-12-30T18:02:03+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\"},\"wordCount\":433,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg\",\"keywords\":[\"Africa Press\",\"Africa Press-Madagascar\",\"Madagascar\"],\"articleSection\":[\"Communaut\u00e9\",\"homepage-french\",\"Toutes les actualit\u00e9s\"],\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\",\"name\":\"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka - Madagascar\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg\",\"datePublished\":\"2021-12-30T18:02:03+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\"},\"description\":\"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"fr-FR\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage\",\"url\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg\",\"width\":1500,\"height\":1125,\"caption\":\"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Accueil\",\"item\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website\",\"url\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/\",\"name\":\"Madagascar\",\"description\":\"Just another Africa News Agency Sites site\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"fr-FR\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1\",\"name\":\"cfeditorfr\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO Premium plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka - Madagascar","description":"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","og_locale":"fr_FR","og_type":"article","og_title":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka","og_description":"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...","og_url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","og_site_name":"Madagascar","article_published_time":"2021-12-30T18:02:03+00:00","og_image":[{"width":1500,"height":1125,"url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"cfeditorfr","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"\u00c9crit par":"cfeditorfr","Dur\u00e9e de lecture estim\u00e9e":"2 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka"},"author":{"name":"cfeditorfr","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"headline":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka","datePublished":"2021-12-30T18:02:03+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka"},"wordCount":433,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg","keywords":["Africa Press","Africa Press-Madagascar","Madagascar"],"articleSection":["Communaut\u00e9","homepage-french","Toutes les actualit\u00e9s"],"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka","name":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka - Madagascar","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg","datePublished":"2021-12-30T18:02:03+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1"},"description":"Efa saika ratsy ny fandehan-javatra raha tsy nisy ny fidinana ifotony sy ny fanelanelanana nataon\u2019ireo p\u00f4lisy avy ao ami ...","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#breadcrumb"},"inLanguage":"fr-FR","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"fr-FR","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#primaryimage","url":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg","contentUrl":"https:\/\/static.africa-press.net\/centrafricaine\/sites\/56\/2021\/12\/img-61cdda452f11a.jpg","width":1500,"height":1125,"caption":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/toutes-les-actualites\/ambatomaro-terantany-vahiny-nanimba-fiaranolona-raikitra-ny-sakoroka#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Accueil","item":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ambatomaro : Terantany vahiny nanimba fiaran\u2019olona, raikitra ny sakoroka"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#website","url":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/","name":"Madagascar","description":"Just another Africa News Agency Sites site","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"fr-FR"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/#\/schema\/person\/2b1cf3cd81a31e3cd26889ca66d677f1","name":"cfeditorfr"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4346","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/users\/82"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4346"}],"version-history":[{"count":0,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4346\/revisions"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4345"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4346"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4346"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.africa-press.net\/madagascar\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4346"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}